#Civil Rights
Target:
Nations Unies
Region:
Madagascar
Website:
www.facebook.com

Pejin'ireo olompirenena hiaro an'i Madagasikara mba hanjakan'ny Fahamarinana!

Page to those who want to support Madagascar and its people for justice!

Wake Up Madagascar dia hetsika tiana hanairana anao ho olom-pirenena ho tonga saina amin'ny fitantanan-draharaha rehetra eto Madagasikara ary handray ny andraikitrao araka ny finiavanao sy ny fanajana ny lalana manan-kery eto Madagasikara.
Tsara ho fantatra, zara-vaovao mikasika ny hetsika fanairana handray andraikitra, filazana ny zava-misy tetsy sy eroa. Ireo no ho hitanao eto amin'ny pejin'i Wake Up Madagascar.

This is a non-partisan movement calling to raise our voices and to fight for JUSTICE in Madagascar!

We, Malagasy people, no longer admit that our country and our descendants ‘lives are poorly emphasized. We do not accept more injustice. Madagascar is not a hostage.

Support Madagascar and its people for justice!

GoPetition respects your privacy.

The Support Madagascar and its people for justice! petition to Nations Unies was written by WAKE UP MADA and is in the category Civil Rights at GoPetition.